Vetson’ny fitia

13112012

Any zay malalako zay!!!

Indrisy fa any lavitra any, tsy eto anilako

Ny saiko no lasa, lasa fa te hifandray

Ny tononkaloko mivôka, maniry ho tononkirako

 

Adala tokoa mantsy hono refa tia

Saingy, tsy maninona fa ekeko

Satria tsy hay kendaina manko izy ity

Ka indro, ny foko atolotro sy omeko.

 

Ho fehiny fa tsy ho farany.

Satria mbola ho lava ny tantara, mbola ho be ny hatao

Horaketiko ato am-poko ny anarany

Ary holazaiko tsy mihamba ilay teny mamy hoe “Tiako ianao”

 

Lov’hery

Aty amin’ny misy azy







Stemarx |
atelier d'écriture Bou... |
Café littéraire |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Oumnpi
| Bouquinerbienconseille
| Oiseau rare à petite colombe